Jeremia 32:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 ‘Hangoniko izy ireo, ka halaiko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy tamin’izaho tezitra sy vinitra ary nisafoaka.+ Ary hampodiko eto amin’ity toerana ity izy ireo ka havelako hiadana sy hilamina.+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 32:37 w95 15/3 13-14 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:37 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/1995, p. 13-14
37 ‘Hangoniko izy ireo, ka halaiko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy tamin’izaho tezitra sy vinitra ary nisafoaka.+ Ary hampodiko eto amin’ity toerana ity izy ireo ka havelako hiadana sy hilamina.+