Jeremia 32:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 ‘Hangoniko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy izy ireo. Tezitra sy vinitra ary nisafoaka+ tokoa aho rehefa nanaparitaka azy. Hampodiko eto amin’ity toerana ity ihany anefa izy ireo, ka hataoko monina tsy manana ahiahy.+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 32:37 w95 15/3 13-14 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:37 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/1995, p. 13-14
37 ‘Hangoniko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy izy ireo. Tezitra sy vinitra ary nisafoaka+ tokoa aho rehefa nanaparitaka azy. Hampodiko eto amin’ity toerana ity ihany anefa izy ireo, ka hataoko monina tsy manana ahiahy.+