-
Ezekiela 17:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Eny amin’ny tendrombohitra avo any Israely ilay izy no hamboleko. Dia hitombo ny sampany, ary hamoa ilay izy ka ho lasa hazo sedera lehibe. Hipetraka eo ambanin’izy io ny karazam-borona rehetra sady hialokaloka eo ambanin’ny raviny.
-