Zakaria 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Ry sabatra ô, mifohaza mba hamely ny mpiandry ondriko,+Dia ilay lehilahy namako”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Asio ny mpiandry,+ dia hiparitaka ny andian’ondry.*+Ary hamely an’ireo olona tsinontsinona ireo ny tanako.” Zakaria Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:7 ijwbq lahatsoratra 146; w11 15/8 13-14; jd 55; si 169, 172 Zakaria Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:7 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 146 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2011, p. 13-14 Andron’i Jehovah, p. 55 “Soratra Rehetra,” p. 169, 172
7 “Ry sabatra ô, mifohaza mba hamely ny mpiandry ondriko,+Dia ilay lehilahy namako”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Asio ny mpiandry,+ dia hiparitaka ny andian’ondry.*+Ary hamely an’ireo olona tsinontsinona ireo ny tanako.”
13:7 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 146 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2011, p. 13-14 Andron’i Jehovah, p. 55 “Soratra Rehetra,” p. 169, 172