Marka 12:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Hitan’i Jesosy fa nahay namaly ilay lehilahy, ka hoy izy taminy: “Tsy lavitra ny Fanjakan’Andriamanitra ianao.” Tsy nisy sahy nanontany azy intsony taorian’izay.+
34 Hitan’i Jesosy fa nahay namaly ilay lehilahy, ka hoy izy taminy: “Tsy lavitra ny Fanjakan’Andriamanitra ianao.” Tsy nisy sahy nanontany azy intsony taorian’izay.+