Marka 12:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Hitan’i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena ralehilahy, ka hoy izy taminy: “Tsy lavitra ny fanjakan’Andriamanitra ianao.” Ary tsy nisy sahy nanontany azy intsony.+
34 Hitan’i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena ralehilahy, ka hoy izy taminy: “Tsy lavitra ny fanjakan’Andriamanitra ianao.” Ary tsy nisy sahy nanontany azy intsony.+