-
Lioka 11:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nivavaka tao amin’ny toerana iray i Jesosy, indray mandeha. Ary rehefa avy nivavaka izy, dia hoy ny mpianany anankiray: “Tompo ô, mba ampianaro mivavaka izahay, hoatran’ny nampianaran’i Jaona ny mpianany.”
-