Lioka 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nivavaka tao amin’ny toerana iray i Jesosy, indray mandeha. Koa rehefa nitsahatra izy, dia hoy ny mpianany anankiray: “Tompo ô, mba ampianaro mivavaka izahay,+ tahaka ny nampianaran’i Jaona ny mpianany.”+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:1 jy 174; w04 1/2 8; w96 15/7 3; gt toko 74; w90 15/8 15 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:1 Jesosy no Lalana, p. 174 Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/2004, p. 815/7/1996, p. 315/8/1990, p. 151/11/1988, p. 8
11 Ary nivavaka tao amin’ny toerana iray i Jesosy, indray mandeha. Koa rehefa nitsahatra izy, dia hoy ny mpianany anankiray: “Tompo ô, mba ampianaro mivavaka izahay,+ tahaka ny nampianaran’i Jaona ny mpianany.”+
11:1 Jesosy no Lalana, p. 174 Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/2004, p. 815/7/1996, p. 315/8/1990, p. 151/11/1988, p. 8