Romanina 10:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izao mantsy no nosoratan’i Mosesy momba ny atao hoe olo-marina raha araka ny Lalàna: “Izay olona mankatò an’ireny no ho velona amin’ny alalan’ireny.”+
5 Izao mantsy no nosoratan’i Mosesy momba ny atao hoe olo-marina raha araka ny Lalàna: “Izay olona mankatò an’ireny no ho velona amin’ny alalan’ireny.”+