Efesianina 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 sady nanampy ny olona rehetra hahita an’izay ataon’Andriamanitra momba* an’ilay zava-miafina masina.+ Efa hatramin’ny ela be io zava-miafina io no nafenin’ilay Andriamanitra namorona ny zava-drehetra.
9 sady nanampy ny olona rehetra hahita an’izay ataon’Andriamanitra momba* an’ilay zava-miafina masina.+ Efa hatramin’ny ela be io zava-miafina io no nafenin’ilay Andriamanitra namorona ny zava-drehetra.