Hebreo 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Noho izany, ry rahalahy masina izay anisan’ny voantso* ho any an-danitra,+ eritrereto ilay apostoly sady mpisoronabe ekentsika, dia i Jesosy.+ Hebreo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:1 w98 15/7 11-12 Hebreo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:1 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/1998, p. 11-12
3 Noho izany, ry rahalahy masina izay anisan’ny voantso* ho any an-danitra,+ eritrereto ilay apostoly sady mpisoronabe ekentsika, dia i Jesosy.+