Apokalypsy 14:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nohitsakitsahina tany ivelan’ny tanàna ny voaloboka tao anatin’ilay famiazana, ka nisy ra nivoaka avy tao. Ary tafakatra hatreo amin’ny lamboridin-tsoavaly ny ra sady tonga hatrany amin’ny 1 600 stadio.* Apokalypsy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:20 re 212, 214 Apokalypsy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:20 Fandalinana, Boky 2, Apokalypsy, p. 212-214
20 Nohitsakitsahina tany ivelan’ny tanàna ny voaloboka tao anatin’ilay famiazana, ka nisy ra nivoaka avy tao. Ary tafakatra hatreo amin’ny lamboridin-tsoavaly ny ra sady tonga hatrany amin’ny 1 600 stadio.*