Apokalypsy 14:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary nohitsakitsahina tany ivelan’ny tanàna+ ny voaloboka tao anaty famiazana, ka nisy ra nivoaka avy tao. Ary tafakatra hatreo amin’ny lamboridin-tsoavaly+ ny ra sady tonga hatrany amin’ny eninjato sy arivo stadio.*+ Apokalypsy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:20 re 212, 214 Apokalypsy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:20 Fandalinana, Boky 2, Apokalypsy, p. 212-214
20 Ary nohitsakitsahina tany ivelan’ny tanàna+ ny voaloboka tao anaty famiazana, ka nisy ra nivoaka avy tao. Ary tafakatra hatreo amin’ny lamboridin-tsoavaly+ ny ra sady tonga hatrany amin’ny eninjato sy arivo stadio.*+