Genesisy 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary namoaka goaika+ izy nony avy eo, dia nanidina teny ivelany ilay goaika. Ary lasa iny, dia niverina, ary toy izany hatrany mandra-pahamainan’ny rano tambonin’ny tany. Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:7 Fandalinana, Boky 1,
7 Ary namoaka goaika+ izy nony avy eo, dia nanidina teny ivelany ilay goaika. Ary lasa iny, dia niverina, ary toy izany hatrany mandra-pahamainan’ny rano tambonin’ny tany.