Genesisy 25:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary ny zanany dia nonina tany amin’ny faritra rehetra hatrany Havila+ teny akaikin’i Sora,+ tandrifin’i Ejipta, ka hatrany Asyria. Tandrifin’ny rahalahiny rehetra no nitoerany.+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 25:18 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
18 Ary ny zanany dia nonina tany amin’ny faritra rehetra hatrany Havila+ teny akaikin’i Sora,+ tandrifin’i Ejipta, ka hatrany Asyria. Tandrifin’ny rahalahiny rehetra no nitoerany.+