Genesisy 26:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa hoy i Abimeleka: “Inona izao nataonao taminay izao?+ Raha nisy kely foana, dia nanaovan’olona firaisana ny vadinao, ka nahatonga heloka taminay ianao!”+
10 Fa hoy i Abimeleka: “Inona izao nataonao taminay izao?+ Raha nisy kely foana, dia nanaovan’olona firaisana ny vadinao, ka nahatonga heloka taminay ianao!”+