Eksodosy 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary nalain’i Amrama ho vadiny i Jokebeda anabavin-drainy.+ Tatỳ aoriana, dia niteraka tamin’i Amrama ravehivavy, ka niteraka an’i Arona sy Mosesy.+ Ary ny taona niainan’i Amrama dia fito amby telopolo amby zato taona. Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:20 Fandalinana, Fandalinana, Boky 2,
20 Ary nalain’i Amrama ho vadiny i Jokebeda anabavin-drainy.+ Tatỳ aoriana, dia niteraka tamin’i Amrama ravehivavy, ka niteraka an’i Arona sy Mosesy.+ Ary ny taona niainan’i Amrama dia fito amby telopolo amby zato taona.