-
Eksodosy 39:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary toy ny fomba nanaovana ny efoda ihany no nanaovana ny fehikibo, izay natao teo amboniny mba hamatorana azy tsara. Nitovy koa ny zavatra nanaovana ny efoda sy ny fehikibo, dia kofehy volamena, kofehy manga, volonondry volomparasy somary mena, kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara,+ araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.
-