Eksodosy 39:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary ny laharana fahefatra+ dia krizolita sy oniksa+ ary jady. Natao tao anaty tranom-bato volamena ireo vato, fa ireo tranom-bato kosa natsatoka tao anaty fitoerany avy. Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 39:13 Fandalinana,
13 Ary ny laharana fahefatra+ dia krizolita sy oniksa+ ary jady. Natao tao anaty tranom-bato volamena ireo vato, fa ireo tranom-bato kosa natsatoka tao anaty fitoerany avy.