Levitikosy 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Ary raha fanatitra fanefana voady+ na fanatitra an-tsitrapo+ ny sorona atolony, dia amin’ny andro anolorany ilay sorona no ihinanany azy. Azo hanina ny ampitso anefa ny ambiny.
16 “‘Ary raha fanatitra fanefana voady+ na fanatitra an-tsitrapo+ ny sorona atolony, dia amin’ny andro anolorany ilay sorona no ihinanany azy. Azo hanina ny ampitso anefa ny ambiny.