Levitikosy 11:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Amin’ireny dia ireto no azonareo hanina: Ny karazana valala rehetra mpifindra monina,+ ny karazana valala fihinana+ rehetra, ny karazana angelikary rehetra, ary ny karazana valala hafa+ rehetra. Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:22 Fandalinana, Boky 1,
22 Amin’ireny dia ireto no azonareo hanina: Ny karazana valala rehetra mpifindra monina,+ ny karazana valala fihinana+ rehetra, ny karazana angelikary rehetra, ary ny karazana valala hafa+ rehetra.