FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 10:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Atsory+ ambonin’ny tany Ejipta ny tananao mba ho avy ny valala. Amin’izay dia hiakatra ireny ka hihinana ny zavamaniry rehetra amin’ny tany, dia izay rehetra navelan’ny havandra.”+

  • Ohabolana 30:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 ny valala+ dia tsy manana mpanjaka, nefa manao andiany maro izy rehetra rehefa miainga,+

  • Isaia 33:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ny zavatra hobaboina+ eo aminareo, dia hangonina toy ny anangonan’ny kalalao ny zavatra hitany, ary hirohotra eny ny fahavalo, toy ny andiam-balala mirohotra mamely olona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara