-
Levitikosy 11:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Haloto izay sakafo nilatsahan’ny rano avy tamin’ilay fitoeran-javatra, ary haloto koa izay zava-pisotro ao anatin’izay fitoeran-javatra nilatsahan’ilay rano.
-