Deoteronomia 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 dia nomen’i Jehovah ahy ny takela-bato roa, voasoratry ny rantsantanan’Andriamanitra.+ Teo amin’ireo no nisy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah taminareo avy tao anaty afo, tao an-tendrombohitra, tamin’ny andro namoriana ny fiangonana.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:10 Fandalinana, Boky 2,
10 dia nomen’i Jehovah ahy ny takela-bato roa, voasoratry ny rantsantanan’Andriamanitra.+ Teo amin’ireo no nisy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah taminareo avy tao anaty afo, tao an-tendrombohitra, tamin’ny andro namoriana ny fiangonana.+