FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 31:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary raha vao vita ny teny nataony tamin’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay, dia nomeny azy ny takela-bato roa misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ dia ny takela-bato nosoratan’ny rantsantanan’Andriamanitra.+

  • Salamo 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Raha jereko ny lanitrao, izay asan’ny rantsantananao,+

      Ary ny volana aman-kintana noforoninao,+

  • Matio 12:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Fa raha amin’ny alalan’ny fanahin’Andriamanitra kosa no amoahako demonia, dia efa eo aminareo tokoa ny fanjakan’Andriamanitra nefa tsy fantatrareo.+

  • Lioka 11:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa raha ny rantsantanan’Andriamanitra+ kosa no amoahako demonia dia efa eo aminareo tokoa ny fanjakan’Andriamanitra+ nefa tsy fantatrareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara