Deoteronomia 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Any no hanateranareo ny fanatitra dorana,+ sy ny sorona, sy ny ampahafolon-karena,+ sy ny fanomezan’ny tananareo,+ sy ny fanatitra fanefana voady,+ sy ny fanatitra an-tsitrapo,+ ary ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinareo.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:6 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 1,
6 Any no hanateranareo ny fanatitra dorana,+ sy ny sorona, sy ny ampahafolon-karena,+ sy ny fanomezan’ny tananareo,+ sy ny fanatitra fanefana voady,+ sy ny fanatitra an-tsitrapo,+ ary ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinareo.+