Deoteronomia 32:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Fa avy amin’ny voalobok’i Sodoma ny voalobok’izy ireo,Avy amin’ny tanimboly mikitohatohatr’i Gomora.+Misy poizina ny voalobok’izy ireo,Ary mangidy ny voaloboka amin’ny sampahony.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:32 Fandalinana, Boky 2,
32 Fa avy amin’ny voalobok’i Sodoma ny voalobok’izy ireo,Avy amin’ny tanimboly mikitohatohatr’i Gomora.+Misy poizina ny voalobok’izy ireo,Ary mangidy ny voaloboka amin’ny sampahony.+