1 Samoela 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary ren’ny Filistinina fa nivory tao Mizpa ny zanak’Israely. Koa niakatra hamely ny Israely ireo andriana mpiray dinan’ny Filistinina.+ Natahotra noho ny amin’ny Filistinina anefa ny zanak’Israely rehefa nandre izany.+
7 Ary ren’ny Filistinina fa nivory tao Mizpa ny zanak’Israely. Koa niakatra hamely ny Israely ireo andriana mpiray dinan’ny Filistinina.+ Natahotra noho ny amin’ny Filistinina anefa ny zanak’Israely rehefa nandre izany.+