-
2 Tantara 22:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Avy eo dia notadiaviny i Ahazia ka voasambotra+ tamin’ny farany rehefa niafina tany Samaria.+ Dia nentina tany amin’i Jeho i Ahazia ka novonoina ho faty. Ary nalevina izy,+ satria hoy ny olona: “Zafikelin’i Josafata,+ izay nitady an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo,+ izy.” Ary tao amin’ny ankohonan’i Ahazia dia tsy nisy afaka nitondra ny fanjakana.
-