2 Tantara 25:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ireo miaramila nampodin’i Amazia tsy hiaraka hiady taminy+ kosa dia nanafika an’ireo tanànan’i Joda hatrany Samaria+ ka hatrany Beti-horona.+ Koa nahafaty olona telo arivo izy ireo tany, ary nandroba zavatra maro be.
13 Ireo miaramila nampodin’i Amazia tsy hiaraka hiady taminy+ kosa dia nanafika an’ireo tanànan’i Joda hatrany Samaria+ ka hatrany Beti-horona.+ Koa nahafaty olona telo arivo izy ireo tany, ary nandroba zavatra maro be.