2 Tantara 29:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nanidy ny varavaran’ny+ tilikambo fidirana koa izy ireo, ary tsy nandrehitra ny jiro.+ Tsy nandoro emboka manitra izy ireo,+ na nanolotra fanatitra dorana ho an’Andriamanitry ny Israely+ tao amin’ny toerana masina.
7 Nanidy ny varavaran’ny+ tilikambo fidirana koa izy ireo, ary tsy nandrehitra ny jiro.+ Tsy nandoro emboka manitra izy ireo,+ na nanolotra fanatitra dorana ho an’Andriamanitry ny Israely+ tao amin’ny toerana masina.