16 Dia nankao an-tranon’i Jehovah ireo mpisorona mba hanadio. Ary navoakan’izy ireo teny an-tokotanin’ny+ tranon’i Jehovah ny zavatra maloto rehetra hitan’izy ireo tao an-tempolin’i Jehovah. Noraisin’ny Levita kosa izany ka navoakany tany ivelany, tany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Kidrona.+