2 Tantara 30:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nanome+ ombilahy arivo sy ondry fito arivo ho an’ny fiangonana i Hezekia mpanjakan’ny Joda, ary ny andriana+ kosa nanome ombilahy arivo sy ondry iray alina. Ary be dia be ny mpisorona+ nanamasina ny tenany.
24 Dia nanome+ ombilahy arivo sy ondry fito arivo ho an’ny fiangonana i Hezekia mpanjakan’ny Joda, ary ny andriana+ kosa nanome ombilahy arivo sy ondry iray alina. Ary be dia be ny mpisorona+ nanamasina ny tenany.