2 Tantara 34:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Rehefa namoaka ny vola+ nentina tao an-tranon’i Jehovah izy ireo, dia hitan’i Hilkia+ mpisorona ny boky+ misy ny lalàn’i Jehovah+ izay nomena tamin’ny alalan’i Mosesy.+ 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:14 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
14 Rehefa namoaka ny vola+ nentina tao an-tranon’i Jehovah izy ireo, dia hitan’i Hilkia+ mpisorona ny boky+ misy ny lalàn’i Jehovah+ izay nomena tamin’ny alalan’i Mosesy.+