-
Joba 42:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia tonga namangy azy daholo ny rahalahiny sy ny anabaviny ary izay rehetra nahafantatra azy taloha.+ Ary niara-nisakafo taminy tao an-tranony izy ireo,+ sady niara-niory taminy sy nampionona azy noho ny loza rehetra navelan’i Jehovah hanjo azy. Ary samy nanome azy farantsa volafotsy sy kavina volamena izy ireo.
-