Salamo 103:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary manao izay hahafa-po anao amin’ny zava-tsoa maro, mandritra ny androm-piainanao.+Mihavao hatrany ny fahatanoranao toy ny an’ny voromahery.+ Salamo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 103:5 w99 15/5 22-23 Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 103:5 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/1999, p. 22-23
5 Ary manao izay hahafa-po anao amin’ny zava-tsoa maro, mandritra ny androm-piainanao.+Mihavao hatrany ny fahatanoranao toy ny an’ny voromahery.+