Isaia 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hanidina ho any amin’ny tehezan-kavoanan’ny Filistinina any andrefana+ izy ireo, ka hiaraka handroba an’ireo zanaky ny Atsinanana.+ Amin’i Edoma sy Moaba no haninjiran’izy ireo ny tanany,+ ary ny taranak’i Amona no hofeheziny.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:14 ip-1 167-168 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:14 Faminanian’i Isaia I, p. 167-168
14 Dia hanidina ho any amin’ny tehezan-kavoanan’ny Filistinina any andrefana+ izy ireo, ka hiaraka handroba an’ireo zanaky ny Atsinanana.+ Amin’i Edoma sy Moaba no haninjiran’izy ireo ny tanany,+ ary ny taranak’i Amona no hofeheziny.+