Isaia 61:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hahazo anjara avo roa heny+ ny oloko ho solon’ny henatra, ary tsy ho afa-baraka intsony izy fa hihoby noho ny anjarany.+ Koa hahazo anjara avo roa heny+ izy ireo ao amin’ny taniny, ka hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 61:7 ip-2 330 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 61:7 Faminanian’i Isaia II, p. 330
7 Hahazo anjara avo roa heny+ ny oloko ho solon’ny henatra, ary tsy ho afa-baraka intsony izy fa hihoby noho ny anjarany.+ Koa hahazo anjara avo roa heny+ izy ireo ao amin’ny taniny, ka hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra.+