Isaia 61:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ho fantatry ny firenena ny zanak’izy ireo,+ ary ho fantatry ny vahoaka ny taranany. Koa izay mahita azy dia hahafantatra+ fa izy ireo no taranaka notahin’i Jehovah.”+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 61:9 w07 15/1 11; ip-2 332-333 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 61:9 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2007, p. 11 Faminanian’i Isaia II, p. 332-333
9 Ho fantatry ny firenena ny zanak’izy ireo,+ ary ho fantatry ny vahoaka ny taranany. Koa izay mahita azy dia hahafantatra+ fa izy ireo no taranaka notahin’i Jehovah.”+