Jeremia 26:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nahare izany teny izany ny andrianan’ny Joda avy eo, ka niakatra avy any amin’ny tranon’ny mpanjaka mba hankany amin’ny tranon’i Jehovah.+ Ary nipetraka teo amin’ny fidirana amin’ilay vavahady vaovao tamin’ny tranon’i Jehovah+ izy ireo. Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:10 Fandalinana, Boky 2,
10 Nahare izany teny izany ny andrianan’ny Joda avy eo, ka niakatra avy any amin’ny tranon’ny mpanjaka mba hankany amin’ny tranon’i Jehovah.+ Ary nipetraka teo amin’ny fidirana amin’ilay vavahady vaovao tamin’ny tranon’i Jehovah+ izy ireo.