Matio 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nony nahita izany anefa ny Fariseo, dia niteny tamin’ny mpianatra hoe: “Fa nahoana ny mpampianatra anareo no miara-mihinana amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?”+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:11 w17.11 16 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:11 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),11/2017, p. 16-17
11 Nony nahita izany anefa ny Fariseo, dia niteny tamin’ny mpianatra hoe: “Fa nahoana ny mpampianatra anareo no miara-mihinana amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?”+