Jaona 20:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Rehefa avy nilaza izany izy, dia nasehony azy ireo ny tanany sy ny takibany.+ Koa ravoravo+ ny mpianatra nahita ny Tompo.
20 Rehefa avy nilaza izany izy, dia nasehony azy ireo ny tanany sy ny takibany.+ Koa ravoravo+ ny mpianatra nahita ny Tompo.