Romanina 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fantatsika fa ny zava-drehetra lazain’ny Lalàna+ dia ho an’ireo eo ambanin’ny Lalàna, mba ho voatampina ny vava+ rehetra ary mba hiharan’ny sazy+ avy amin’Andriamanitra izao tontolo izao.+ Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:19 uw 147 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:19 Fandalinana, Boky 2,
19 Fantatsika fa ny zava-drehetra lazain’ny Lalàna+ dia ho an’ireo eo ambanin’ny Lalàna, mba ho voatampina ny vava+ rehetra ary mba hiharan’ny sazy+ avy amin’Andriamanitra izao tontolo izao.+