Hebreo 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 no nidirany. Ary tsy ran’osilahy sy ran’ny vantotr’ombilahy no nentiny niditra, fa ny ran’ny tenany mihitsy,+ ka niditra indray mandeha monja tao amin’ny toerana masina izy, ary nahazo fanafahana mandrakizay ho antsika.+ Hebreo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:12 cf 183-184; w98 1/7 14; w91 15/5 15-17 Hebreo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:12 “Hanara-dia,” p. 183-184 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1998, p. 1415/5/1991, p. 15-17
12 no nidirany. Ary tsy ran’osilahy sy ran’ny vantotr’ombilahy no nentiny niditra, fa ny ran’ny tenany mihitsy,+ ka niditra indray mandeha monja tao amin’ny toerana masina izy, ary nahazo fanafahana mandrakizay ho antsika.+
9:12 “Hanara-dia,” p. 183-184 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1998, p. 1415/5/1991, p. 15-17