Apokalypsy 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha misy natao ho amin’ny fahababoana, dia ho lasa babo+ izy. Raha misy mamono amin’ny sabatra, dia hovonoina amin’ny sabatra izy.+ Eto no ilana ny fiaretan’ny+ olona masina+ sy ny finoany.+ Apokalypsy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:10 re 192-193 Apokalypsy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:10 Apokalypsy, p. 192-193
10 Raha misy natao ho amin’ny fahababoana, dia ho lasa babo+ izy. Raha misy mamono amin’ny sabatra, dia hovonoina amin’ny sabatra izy.+ Eto no ilana ny fiaretan’ny+ olona masina+ sy ny finoany.+