FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Afaka Nanana Finoana An’Andriamanitra ve i Jesosy?
    Ny Tilikambo Fiambenana—1994 | 15 Oktobra
    • Manao izao famaranan-teny izao izy, amin’ny fanondroana an’ilay oha-pinoana lavorary sy niavaka indrindra: “Mijery an’i Jesosy, [ilay Fiasana Lehibe Indrindra ho an’ny finoantsika sy Mpandavorary, NW ] azy, Izay naharitra ny hazo fijaliana, fa tsy nitandro henatra, mba hahazoany ny fifaliana napetraka teo anoloany (...) Hevero tsara ilay naharitra ny fanoherana nataon’ny mpanota taminy, fandrao ho ketraka hianareo, ka ho reraka ny fanahinareo.” — Hebreo 12:1-3.

  • Afaka Nanana Finoana An’Andriamanitra ve i Jesosy?
    Ny Tilikambo Fiambenana—1994 | 15 Oktobra
    • Hebreo 12:1

  • Afaka Nanana Finoana An’Andriamanitra ve i Jesosy?
    Ny Tilikambo Fiambenana—1994 | 15 Oktobra
    • Ny ankamaroan’ireo teolojiana dia milaza fa io andinin-teny io dia tsy miresaka ny amin’ny “finoana manokana nananan’i Jesosy”, fa ny amin’ny anjara asany amin’ny maha-“mpanorina ny finoana” kosa. Ny teny grika hoe te·lei·o·teś miseho ao amin’io fehezanteny io dia manisy firesahana ny amin’ny olona iray izay mandavorary na manatanteraka na mahafeno zavatra iray. Amin’ny maha-ilay “Mpandavorary” azy, i Jesosy dia nahafeno ny finoana, amin’ny heviny hoe nanatanteraka ireo faminaniana ao amin’ny Baiboly ny fahatongavany tetỳ ambonin’ny tany ary, araka izany, dia nanorina fototra mafy orina kokoa ho an’ny finoana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara