8 “Ary ianao, ry Joda,+ hoderain’ny rahalahinao ianao.+ Ny tananao ho eo amin’ny hatoky ny fahavalonao.+ Ary hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny rainao.+
3 Ary ny zanakalahin’i Joda dia i Era+ sy Onana+ ary Sela.+ Ireo telo ireo no naterak’ilay zanakavavin’i Soa taminy. Ary Kananita io vadiny io. Ary i Era lahimatoan’i Joda dia nanjary ratsy teo imason’i Jehovah, ka novonoiny ho faty.+
5 Hoy anefa ny iray tamin’ny anti-panahy tamiko: “Aza mitomany intsony. Ny Liona avy amin’ny fokon’i Joda,+ ny fakan’i+ Davida,+ dia efa nandresy+ ka ho afaka hanokatra ilay horonam-boky sy ny tombo-kaseny fito.”