Genesisy 27:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary i Esao nitana lolompo tamin’i Jakoba noho ny amin’ilay tsodrano nataon-drainy taminy.+ Koa hoy izy anakampo:+ “Efa manakaiky izao ny andro hisaonana an-draiko.+ Aorian’izay, dia hovonoiko i Jakoba rahalahiko.”+ Genesisy 32:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mba vonjeo tsy ho azon’ny tanan’i Esao rahalahiko re aho,+ fa matahotra azy aho e! Sao mantsy izy ho tonga hanafika ahy+ mbamin’ny ankizy sy ny reniny.
41 Ary i Esao nitana lolompo tamin’i Jakoba noho ny amin’ilay tsodrano nataon-drainy taminy.+ Koa hoy izy anakampo:+ “Efa manakaiky izao ny andro hisaonana an-draiko.+ Aorian’izay, dia hovonoiko i Jakoba rahalahiko.”+
11 Mba vonjeo tsy ho azon’ny tanan’i Esao rahalahiko re aho,+ fa matahotra azy aho e! Sao mantsy izy ho tonga hanafika ahy+ mbamin’ny ankizy sy ny reniny.