Genesisy 46:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ny zanakalahin’i Joda+ dia i Era+ sy Onana+ sy Sela+ sy Pereza+ ary Zera.+ Maty tany Kanana anefa i Era sy Onana.+ Ary ny zanakalahin’i Pereza dia i Hezrona+ sy Hamola.+ Rota 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ho tahaka ny taranak’i Pereza, izay naterak’i Tamara tamin’i Joda,+ anie ny taranakao avy amin’ny zanaka homen’i Jehovah anao avy amin’io tovovavy io!”+ 1 Tantara 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary i Tamara+ vinantovavin’i Joda no niteraka an’i Pereza+ sy Zera taminy. Koa dimy lahy ny zanak’i Joda rehetra. Lioka 3:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nasona zanak’i Aminadaba,+Aminadaba zanak’i Arny,+Arny zanak’i Hezrona,+Hezrona zanak’i Pereza,+Pereza zanak’i Joda,+
12 Ary ny zanakalahin’i Joda+ dia i Era+ sy Onana+ sy Sela+ sy Pereza+ ary Zera.+ Maty tany Kanana anefa i Era sy Onana.+ Ary ny zanakalahin’i Pereza dia i Hezrona+ sy Hamola.+
12 Ho tahaka ny taranak’i Pereza, izay naterak’i Tamara tamin’i Joda,+ anie ny taranakao avy amin’ny zanaka homen’i Jehovah anao avy amin’io tovovavy io!”+
4 Ary i Tamara+ vinantovavin’i Joda no niteraka an’i Pereza+ sy Zera taminy. Koa dimy lahy ny zanak’i Joda rehetra.
33 Nasona zanak’i Aminadaba,+Aminadaba zanak’i Arny,+Arny zanak’i Hezrona,+Hezrona zanak’i Pereza,+Pereza zanak’i Joda,+