Genesisy 29:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hidera an’i Jehovah aho amin’ity indray mandeha ity.” Koa nataony hoe Joda+ ny anarany. Taorian’izay, dia nitsahatra tsy niteraka izy. Genesisy 49:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+ Apokalypsy 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hoy anefa ny iray tamin’ny anti-panahy tamiko: “Aza mitomany intsony. Ny Liona avy amin’ny fokon’i Joda,+ ny fakan’i+ Davida,+ dia efa nandresy+ ka ho afaka hanokatra ilay horonam-boky sy ny tombo-kaseny fito.”
35 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hidera an’i Jehovah aho amin’ity indray mandeha ity.” Koa nataony hoe Joda+ ny anarany. Taorian’izay, dia nitsahatra tsy niteraka izy.
10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+
5 Hoy anefa ny iray tamin’ny anti-panahy tamiko: “Aza mitomany intsony. Ny Liona avy amin’ny fokon’i Joda,+ ny fakan’i+ Davida,+ dia efa nandresy+ ka ho afaka hanokatra ilay horonam-boky sy ny tombo-kaseny fito.”